|
|
|
|

Teny iditra1 ny hendry ihany no anarina
Singan-teny  2hendry, 3ihany, 4anarina
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6enti-milaza fa ny hendry ihany no mety hahazo izay fananarana atao aminy (fomba mandokadoka ny olona anarina koa io satria avy hatrany izy dia atao anisan' ny sokajin' ny hendry). [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12