|
|
|
|

Teny iditra1 ihany
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Tsy misy afa-tsy, irery: Izy ihany no itokiako.
4Na manao ahoana na nianao ahoana: Andeha ihany aho.
5Azonao ampijalina aho fa holaviko ihany ny fiampanganao rehetra tsy marina.
6Tsy maninona: Aoka ihany fa sahirana ianao. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7only, just, tolerably. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8seulement, même; vraiment. [1.8]
Mpanahaka  9 fotsiny, 10 monja
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 16 amin' io teny io

Fivaditsoratra  12 hiany, 13 ihany, 14 ny ahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11