|
|
|
|

Teny iditra1 nudicaulis    
Sokajin-teny  2 anarana
Voambolana  3 Haizavamaniry: karazana ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Cyperus nudicaulis  4ahibano, 5ahipela, 6bano, 7orindany, 8orona, 9vinda, 10vovokomby
Mollugo nudicaulis  11aferontany, 12anan' ny ntaolo, 13felatanandradaka, 14kiferoferontany, 15todihaodrangadina
Vernonia nudicaulis  16kilahimena, 17lahimena

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/03