|
|
|
|

Teny iditra1 ngaha
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Entina manontany miharo fisalasalana kely: Ngaha hadinonao ny hafatro taminao?.
4Angaha. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5same as angaha. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6comme angaha. [1.3]
Ohatra  7 ngaha tary ambanimbany tary, fa avy any moa izy no nipoitra, fa tsy mba niaraka tamintsika. [2.324]
Tovy hevitra  8angaha

Fivaditsoratra  9 hanga, 10 ngaha

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12