|
|
|
|

Teny iditra1 abidia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3jereo abidỳ. [0]
Ohatra  4 Ny teny vakina, teny tsy hainy, ny mpamaky koa zara raha afaka tamin' ny abidia. [2.643#]
5 Ataon'ny zanaky ny Tantsaha tsy mahay abidia ahoana no hifaninana amin'ny zanaky ny tambonivohitra manambady Vazaha, raha tenim-Bazaha no hifaninanana? [2.503#]
6 Mba hisorohana ny aferafera na kiantranoantrano, indrindra ny anarana miverina in-droa, dia aro riaka mahomby ny fampidirana ny lisitra amin' ny solosaina mifanaraka amin' ny abidia. [4.27#]
Tsipelina hafa  7abede, abedia
Kamban-teny rehetra  8araka ny abidia
Teny nalaina  9 Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  10 Ny abidia

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08