|
|
|
|

Teny iditra1 nendram-boalavo
Singan-teny  2nendra, 3voalavo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5bontsimbontsina toy ny mony ary mpahazo ny zaza sady mifindra nefa tsy mahafaty. [1.1]
6karazana nendra. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7[voalavo, a rat.] the chicken pox.. [1.2]
8chicken pox. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9petite vérole volante. [1.54]
10varicelle. [1.8, 1.13]
Voambolana  11 Fahasalamana
Mpanahaka  12 nendranakohoamamborona, 13 nendranomby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02