|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 Nehemia
Sokajin-teny  2 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3zanak' i Hakalia, ary toa avy tamin' ny firenen' ny Joda izy, ka nalevina tao Jerosalema rainy syHanany rahalahiny. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  4Nehemiah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  5Néhémie. [2.996]
Voambolana  6 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  7Toko sy andininy momba Nehemia

Teny iditra (2/4)8 Nehemia
Sokajin-teny  9 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10anankiray tamin' ny Jiosy izay nanaraka an' i Zerobabela nitarika ny namany, izay efa voababo hiakatra avy any Babylona ka hiverina ho any Jerosalema sy Jodia indray. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  11Nehemiah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  12Néhémie. [2.996]
Voambolana  13 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  14Toko sy andininy momba Nehemia

Teny iditra (3/4)15 Nehemia
Sokajin-teny  16 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  17zanak' i Azboka, mpanapaka ny antsasak' i Beti-zora, ary isan' izay olona nanampy an' i Nehemia hanorina ny mandan' i Jerosalema. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  18Nehemiah. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  19Néhèmya. [2.996]
Voambolana  20 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  21Toko sy andininy momba Nehemia

Teny iditra (4/4)22 Nehemia
Sokajin-teny  23 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny malagasy  24Randzavola: Nehemia amin' ny Baiboly. [1.38]
Fanazavàna teny anglisy  25Nehemiah: one of the books of the Bible. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  26Néhémie: un des livres de la Bible. [2.996]
Voambolana  27 Soratra Masina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12