|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zovy |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3teny enti-manontany hoe "olona iza?": zovy no tsy mahalala ny atao hoe tanindrazana.
4antso ataon' ny mpiambina amin' ny alina raha vao misy mikaratsadratsaka any ho any: zovy?. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5who ? (challenge used by sentinels).
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qui va là ? qui ?.
[1.8] |
| Ohatra |
7 -- Haody haody Rasoahagohago / -- zovy izao?
[2.131#55]
|
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 10iza |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
12 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|