|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpivarokena |
| Singan-teny | 2mpivarotra, 3hena |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Ohatra |
5 voankazo, fary, mofo gasy sy menakely, hatramin' ny saosisy fanaon-dRajao mpivarokena teo Fenoarivo.
[2.356]
6 ary ny Farantsay iray, naka an-kerin'ny henan'ny mpivarokena, ka nodidien'ny antsy ny vozon'ilay Vazaha Farantsay ka maty. [2.59] 7 toy izany koa ilay niadiany tamin' ilay zanak' ingahy Ravelo mpivarokena ka nandratrany azy mafy Somary nihetraketraka mihitsy koa aza izy. [2.472] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|