|
|
|
|

Teny iditra1 mpivarotra
Fototeny  2varotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Olona manao ny varotra ho antondraharaha, ka mitetika ny hahazo tombony hatrany amin' ny zavatra amidiny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5commerçant. [1.13]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 3 amin' io teny io
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02