|
|
|
|

Teny iditra1 mpihatsaravelatsihy
Fototeny  2tsaravelatsihy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4l'hypocrite. [1.3#754]
Ohatra  5 Asa hianareo Ambaniandro, fa toa hoe fetsifetsy sy mpihatsaravelatsihy, hono! [2.499#60]
6 Maro ihany koa ny olon-dratsy mpihatsaravelatsihy tonga teo mba hizahazaha izay toe-javatra hiseho. [2.588#]
7 Aoka re mba tsy ny tenantsika no ho mpivadika sy mpihatsaravelatsihy ka ho «voanjolahy» sy «voanjovavy» ary ho «Jodasy. [2.587#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12