|
|
|
|

Teny iditra1 moron-tsiraka
Singan-teny  2morona, 3tsiraka
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5tany an-tsisin-dranomasina. [1.1]
[morontsiraka] 6sisin-tany manamorona, manolotra ny ranomasina. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7bord de la mer. [1.3]
[morontsiraka] 8côte littorale. [1.13]
Ohatra  9 Migaina sy manempotra ny masoandron' ny morontsiraka atsinanana. [2.499]
10 Zava-maniry toy ny fahita amin' ny morontsiraka rehetra ihany no maniry ao. [2.471]
Voambolana  11 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  12moron-dranomasina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12