|
|
|
|

Teny iditra1 moramora
Fototeny  2mora
Sokajin-teny  3 mpamaritra na tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy mahery, tsy mivatravatra: Teny moramora ihany aloha atao aminy.
5Miadana: Ampandehano moramora amin' izay ny fiara fa miharatsy ny lalana.
6Malefaka, malemy: Mitenena moramora.
7Zara raha hita misoritra: Nitsiky moramora izy raha vao nilazako izany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8easy; slow.
9easily; slowly. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10facile; lent.
11facilement, aisément, doucement, lentement. [1.8]
Ohatra  12 Notonen-dRainilaimanga indray ny fony, nanaovany teny moramora. [2.324]
13 Ny rantsany fotsiny no nakorisarisany moramora hahazo ny volon-janany. [2.470#147]

Fivaditsoratra  14 maromaro, 15 moramora, 16 romaroma

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19