|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 monjomonjo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Feo ngonongononina noho ny tsy fahafaliana na hatezerana..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4Murmures, déplaisir.
[1.3#445] |
| Ohatra |
5 Mifampiantranoa, ka aza asiana monjomonjo.
[2.996#]
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 17 Feo 18 Ontam-po |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|