|
|
|
|

Teny iditra1 fimonjomonjo
Fototeny  2monjomonjo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mimonjomonjo, izany hoe mingonongonona noho ny tsy fahafaliana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5Manière de murmurer. [1.3#445]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12