|
|
|
|

Teny iditra1 modia nofo modia sandry
Singan-teny  2modia, 3nofo, 4sandry
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6firariana ataon' ny tompon-trano amin' ny sakafo arosony ho an' ny vahiny, ka ny heviny dia hoe "enga anie ka hahasoa sy hahatsara anao iny sakafo vao naroso iny". [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12