|
|
|
|

Teny iditra1 mitanjozotra
Fototeny  2tanjozotra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mandeha betsaka manao ranolava mizotra toa milahatra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5se suivre, se succéder sans interruption: Nitanjozotra ny vahoaka nankany an-tsena (La foule qui allait au marché se succédait sans interruption). [1.3#675]
Ohatra  6 Milahatra mifanao aloha sy aoriana izy rehetra, ka mitanjozotra lavabe [2.69#251]
7 Ny rivotra mamirifiry fatratra, ka indreny ny mpandeha mitanjozotra avy any Iranomainty misakoko ao anaty lamba sady manao fehiloha arohatsiaka. [2.324#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12