|
|
|
|

Teny iditra1 mizaha lamba vaky
Singan-teny  2mizaha, 3lamba, 4vaky
Sokajin-teny  5 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6mijery fotsiny ny hadisoana na kileman' ny hafa fa tsy mba miteny mba hiovany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7Les supérieurs ou les parents qui voient des fautes et des manquements et ne préviennent pas les délinquants, sont comme les gens qui voient une étoffe trouée et qui ne disent rien.. [2.415#651]
8Voir un manquement, une faute, et ne pas prévenir. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12