|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivoa-jamala |
| Singan-teny | 2mivoaka, 3jamala |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5miseho ho maika izaitsizy, tsy mahandry, mitsanga-mitoetramiandry zavatra.
[1.1] |
| Ohatra |
6 Izaho efa mivoajamala miandry anareo!
[2.528#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|