|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 jamala
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3tsy faharetana, tsy fahandrasana.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4impatience. [1.3#291]
Kamban-teny rehetra  5mivoa-jamala

Teny iditra (2/2)6 jamala
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8rongony. [Bara, Tanosy] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  9(sens général : impatience, bousculade).
10Cannabis indica Lam.
11(Cannabaceae) dont les feuilles supérieures et les inflorescences sont fumées comme stupéfiant.
12L'usage du chanvre comme stupéfiant avait été interdit et sa culture prohibée sous le gouvernement royal malgache par le Premier Ministre Rainilaiarivony.. [Betsimisaraka, Taisaka] [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  14 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  15 Jalama, 16 jamala

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08