|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivoaka |
| Fototeny | 2voaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miala ao an-trano: Tsy nivoaka ny trano aho efa nisy ho hefarana izay.
5Miavela, mivalan-drano: Andraso kely, fa lasa nivoaka izy. 6Mivahiny, mitsangantsangana: Nivoaka any an-tsaha any daholo izy mianakavy. 7Voalaza am-pahibemaso: Nisy didy nivoaka momba izany indrindra taona itsy. 8Miseho: Mivoaka daholo ny mòniny raha vao mihinantsakay izy. 9/ Efa nivoaka tamin' ny gazety izany zavatra lazainao izany. [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 15 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 maivoka, 17 miovaka, 18 mivoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|