|
|
|
|

Teny iditra1 mivaivay
Fototeny  2vaivay
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mena midorehitra; menan' ny hatezerana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to burn fiercely, to glow with heat. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6être incandesscent, être chauffé au rouge. [1.8]
Ohatra  7 Mbola nivaivay ny vainafo teo am-patana, na dia tsy nirehitra intsony aza ny afo [2.324]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  11Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mivaivay, 14 miviavia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02