|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 vaivay
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Mena midorehitra, mena mangatrakatraka. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (2/3)8 vaivay
Sokajin-teny  9 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10tezitra, sondisondy. [Tanala] [1.78]

Teny iditra (3/3)11 vaivay
Sokajin-teny  12 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  13fay na faifay. [Tanala] [1.78]

Fivaditsoratra  14 aviavy, 15 ivaiva, 16 vaiavy, 17 vaivay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19