Teny iditra | mivadi-po | |
Singan-teny | mivadi- (mivadika) ; fo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: taitra | |
Ohatra | Aza mivadi-po na matahotra an'ireo akory;
[2.996] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mivadi-po io | |
Fivaditsoratra | mivadi-po, mpivoady |
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16 |