Teny iditra |
mikepoka
(kepoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitsako ka misy feo heno; mihinana, mandanilany foana [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To chew something that crackles; to crackle when chewed [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mâcher une chose qui croque sous la dent; craquer sous la dent [1.8]
|
| Gruger: Mikepoka siramamy (Gruger du sucre) [1.4]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mikepoka |
Ny lasa : |
nikepoka |
Ny hoavy : |
hikepoka |
Filaza mandidy : |
mikepoha |
|
Tovy hevitra | |
Ohabolana |
|