Teny iditra |
mitsaka
(tsaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mita rano amin' ny firobohana ao anaty rano: Eto no mitsaka ny olona fa sady marivorivo eto no tsy misy voay hatahorana [1.1]
|
| [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka]
Mita rano [1.78]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitsaka |
Ny lasa : |
nitsaka |
Ny hoavy : |
hitsaka |
Filaza mandidy : |
mitsakà |
|
|
Teny iditra |
mitsaka
(tsaka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zava-maranitra milentika, mitrobaka, miaraka amin' ny feo manokana [1.1]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mitsaka |
Ny lasa : |
nitsaka |
Ny hoavy : |
hitsaka |
Filaza mandidy : |
mitsakà |
|
|
Teny iditra |
mitsakà
(tsaka)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsaka
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|