|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitraka
Fototeny  2traka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manarina ny loha: Aza miondrika fa mitrakà.
5Miarina miatrana tsara: Mitraka tsara ity zana-kazo ity ka hijoro hahafinaritra io rehefa lehibe; (mifan.
6aminy:
miondrika, mitanondrika). [1.1]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12 mitrakà
Fototeny  13traka
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitraka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 Karmita, 16 mikatra, 17 mitraka, mitrakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05