|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 traka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Fanarenana ny loha hiatrana tsara.
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 21 traka |
| Sokajin-teny | 22 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
23anana dia fihinana.
[Taisaka]
[1.78] 24anana. [Tanala] [1.78] 25Anana: Mividy traka. [Betsileo] [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
26Nom générique des herbes spontanées dont on récolte les feuilles pour les faire cuire et assaisonner le riz.
27Equivalent de anana (Merina), (vient peut être de traika : état de ce qui est opulent, qui pousse avec vigueur ?). 28Bidens pilosa L. 29(Asteraceae) est la principale espèce désignée sous ce nom. 30Les autres portent plutôt des noms composés. [Sakalava, Betsileo, Bara] [1.196] |
| Voambolana | 31 Haizavamaniry |
| Kamban-teny rehetra | 32Fikambanana 13 amin' io teny io |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Fivaditsoratra | 33 katra, 34 traka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|