|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitovy saranga |
| Singan-teny | 2mitovy, 3saranga |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5mitovy laharam-boninahitra; mitovy halava, tsanganana, mitovy hamendrehana (nampiasaina taty aoriana mba hilazana fitovian-jo aman-kasina ka tsy misy ambony sy ambany).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6of equal rank.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7de rang égal.
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|