|
|
|
|

Teny iditra1 saranga
Fototeny  2ranga
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Halava, halavana, tsanganana.
5Fahamendrehana, haja: Tsy hitovy saranga na oviana na oviana amin' ny Filoham-pirenena ny mpiasa an-tranony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6rank. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7rang (au niveau social). [1.8]
Kamban-teny rehetra  8Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  9 rasanga, 10 saranga

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08