|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitonia |
| Fototeny | 2tony |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitony [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4sois calme, soyez calme, apaises-toi, apaisez-vous.
[3.1] |
| Ohatra |
5 mitonia aloha ianao Ravaomaria, hoy i Soazara.
[2.445#90]
6 Eny e, mitonia kely aloha, ho' aho, ry vehivavy terak' Imamo. [2.528#144] 7 Dia nifoha izy ka niteny mafy ny rivotra, ary nilaza tamin' ny ranomasina hoe: Mangina, mitonia. [2.996] |
| Fivaditsoratra | 8 amintio, 9 miotina, 10 mitaino, 11 mitonia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|