|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mibeda
Fototeny  2beda
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misambotraka mamihina amin' ny sandry mba tsy ho afa-mikofoka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to seize, to grasp firmly, to grip.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6saisir à bras le corps. [1.3]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11mambeda, manabeda

Teny iditra (2/2)12 mibe
Fototeny  13beda
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibeda [Fitanisana]

Fivaditsoratra  15 mibeda, mibedà, 16 mideba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02