|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mifampitolona |
| Fototeny | 2tolona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4se battre, se saisir avec les bras.
[1.3] |
| Tovy hevitra | 5mitolona |
| Mpanahaka | 6 manaobalahazo, 7 miady, 8 miambakana, 9 mifamatraka, 10 mifamira, 11 mifamofoka, 12 mifampionkina, 13 mifampitangazona, 14 mifanakodia, 15 mifanakorofoka, 16 mifanalafihina, 17 mifanaotaingimbozona, 18 mifanaotaribaniana, 19 mifandaraboka, 20 mifandatsaboa, 21 mifandray, 22 mifandrangotra, 23 mifandriadamba, 24 mifandrirobolo, 25 mifandrirotra, 26 mifandronjina, 27 mifandrozona, 28 mifanenda, 29 mifanongana, 30 mipaka |
| Ohabolana | 31 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 32 mifampitoloña |
| Fototeny | 33toloña |
| Sokajin-teny | 34 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
35mifamely.
[Bezanozano]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 36 mifampitolona, mifampitoloña |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|