|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitoby
Fototeny  2toby
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Milasy: Mitoby atsy avara-tanàna ny miaramila.
5Miangona, miavosa, miavovona: Izaitratra ny vary mitoby ao an-tsena fa fararano ny andro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to encamp. [1.2]
7to camp. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8camper. [1.6]
9être rassemblés. [Tanala] [1.6]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Mpanahaka  14 mamozezy, 15 miangona, 16 miavosa, 17 miavovona, 18 mifanongoa, 19 mihorona, 20 mitangorona, 21 mitobe, 22 mivangongo, 23 mivongaingy, 24 mivozezika

Teny iditra (2/2)25 mitôby
Sokajin-teny  26 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  27mipetraka. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  28 mitoby, mitôby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03