|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miteraka |
| Fototeny | 2teraka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mamoaka avy ao an-kibo, mandatsaka an-tany: Iza no anaran' ny reny niteraka anareo?.
5Mahavokatra, manome: Mitera-bony avokoa ny hazo rehetra amin' izao fotoana izao. 6Mahatonga, mitarika: Miteraka aretin' andaha ny aretina sasantsasany. 7(vola) Misy zanany, manàna: Aoka hotsaroanao fa tsy niteraka ny volako tany aminao. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8accoucher, enfanter, vêler, engendrer.
[1.13] 9accoucher. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
10 Endre, anaka, ny mahafinaritra no miteraka ny mahasoa indrindra amin'ny reraka toa anao izao.
[2.324]
11 Ny Fahatezerana niteraka Fahoriana. [2.5] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 16 Haiaina |
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 matarike, 20 miraketa, 21 miretaka, 22 miteraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|