|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitazana
Fototeny  2tazana
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mijery lavitra, mitsinjo: Mitazana ny mpangalatra avy eto am-baravarankely eto aho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to view from above or from a distance. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6regarder d'en haut ou de loin; observer. [1.8]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)12 mitazàna
Fototeny  13tazana
Sokajin-teny  14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitazana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  15 mitazàna, mitazana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05