|
|
|
|

Teny iditra1 tazana
Sokajin-teny  2 matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Hita na tsinjo lavitra: Tazanao ve irỳ fiaramanidina eny am-paravodilanitra irỳ?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4seen or overlooked from a distance. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5vu, aperçu à une certaine distance. [1.3]
6qu'on regarde ou surveille de loin. [1.8]
Ohatra  7 Trano vaventy sy lavabe no tazany [2.470]
8 Lalamby no tazako teny ho eny, dia moron-dranomasina nandefa tafiotra no nanaitra ny torimasom-pahoriako. [2.471]
9 Nony tazana ny tanànan' Ampangabe, nijanona ilay mpitarika. [2.472]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Ohabolana  25 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02