|
|
|
|

Teny iditra1 mitatatra
Fototeny  2tatatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Misy tatatra: Tanimbary lehibe tsy mitatatra no teto taloha ka nahatonga ny anarana hoe Betsimitatatra.
5Miasa manao tatatra amin' ny...: Ikotovao no nitatatra ny tanimbarin' i Dadabe. [1.1]
6manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7to cut water-channels; to be ditched with water-channels. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8creuser des rigoles dans; être coupé de rigoles. [1.8]
9drainer. [1.13]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14manatatra
Kamban-teny rehetra  15Betsimitatatra
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02