|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 manatatra
Fototeny  2tatatra
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Manao tatatra.
5Maka vola be amin' olona, mikapa, mijijy. [1.1]
6manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  7to dig water-channels in. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8creuser des canaux ou rigoles. [1.8]
9drainer. [1.13]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Tovy hevitra  14mitatatra

Teny iditra (2/2)15 mañatatra
Sokajin-teny  16 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  17(hozatra) mitsotsotra am-pandriana. [Bezanozano] [1.78]

Fivaditsoratra  18 manatatra, mañatatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02