|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitatao vovonana |
| Singan-teny | 2mitatao, 3vovonana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5enti-milaza ny masoandro efa manandrify tsara ny vovonana ka misasaka tsara ny andro amin' io fotoana io (12 ora antoandro).
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6when the sun is directly overhead at noon.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7Lorsque le soleil est perpendiculaire sur le faîtage de la maison : à midi..
[2.415#6584] 8quand le soleil est droit au-dessus de la tête; midi. [1.8] |
| Ohatra |
9 Dila ny mitataovovonana vao nirava ny fiangonana.
[2.470#]
10 Tahaka ny mitondra fanala mirehitra amin' ny mitataovovonana izany. [1.436#] 11 Niato indray izahay roalahy hisakafo, fa efa hidify ny mitataovovonana. [2.5#] |
| Voambolana | 12 Fotoana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|