|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitanontanona
Fototeny  2tanontanona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitovy amin' ny mananontanona: Mitanontanon-dava eo akaikiko io adala io. [1.1]
Ohatra  5 misy zavatra mitanontanona eto amin' ny tanindrazantsika. [2.472]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10 mitanontanòna
Fototeny  11tanontanona
Sokajin-teny  12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitanontanona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 miontanontana, 14 mitanontanòna, mitanontanona, 15 mitonantonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03