|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitanjaka |
| Fototeny | 2tanjaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Miseho vatana tsy misy manarona, tsy mitafy: "Fa ny mafy taminy indrindra dia ny tenany nitanjaka teo imason' ny olona maro teo".
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to be naked.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6être nu; nu.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 11 miboridana, 12 midizidizy, 13 mihanjabelona, 14 mihanjahanja, 15 mihanjaka, 16 mihazihazy, 17 misongadina, 18 mitazotazo, 19 mitotojanjina, 20 mitotozanjina, 21 mivongady |
| Ohabolana | 22 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 23 kijamanta, 24 mitanjaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|