|
|
|
|

Teny iditra1 mihanjaka
Fototeny  2hanjaka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana.
5Jereo mitanjaka. [1.1]
Ohatra  6 Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [2.472]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  10mihanja-belona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08