|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 misongadina
Fototeny  2songadina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miavaka tsara, mivongady.
5Voaenda-damba, miboridana. [1.1]
Ohatra  6 Fa ny tena fanalako andro iray misongadina dia ny famakiam-boky. [2.471]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
10 Filaza mandidy :
Mpanahaka  11 azotsapaintanana, 12 hitavatana, 13 mihariharyohatranykaryampamoloana, 14 mihariharyohatranyvayankandrina, 15 miharihary, 16 mitojanjina, 17 mivaingana, 18 mivongady, 19 tsytakonaafeninaohatranymasoandrobendohataona, 20 tsytakonaafenina

Teny iditra (2/2)21 misongadìna
Fototeny  22songadina
Sokajin-teny  23 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misongadina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  24 misangodina, misangodìna, 25 misongadìna, misongadina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02