|
|
|
|

Teny iditra1 mitakosona
Fototeny  2takosona
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4 Ny fijeriko an' i Soa aloha, dia tsy mahita kilema mitakosona azoko hahosotra azy aho, saingy raha sitrak' ise ny mavokely, aoka kosa aho hankafy ny maitso tanora. [2.5]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
Tsipelina hafa  8mitakosina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/10