|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mitakosina
Fototeny  2takosina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mifotetaky ny loton' ny vovoka na fotaka: Aza avela hitakosina amin' ny vovoka io zaza io. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9 mitakosìna
Fototeny  10takosina
Sokajin-teny  11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakosina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  12 mitakosina, mitakosìna, 13 mitsaikona, mitsaikòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05