|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  baibo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Adala, foka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 obstinate, stubborn, contumacious, headstrong, foolish. [1.2]

Teny iditra (2/4)5  baibo
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Mpandany harena tsy azo tenenina [1.1]

Teny iditra (3/4)8  baibo
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 [Antemoro] lonaka, vokatra [1.78]

Teny iditra (4/4)11  baibo
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 [Bara] tany lonaka amorondrano [1.78]
14 [Sakalava] Tanimboly voasafotry ny rano amin' ny fahavaratra [1.1]
15 [baibô] [Sihanaka] lohasaha lonaka [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  16 [Provincial] a field, a plantation near the water. See saha [1.2]
17 a moist fertile land in the river bottoms [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 terre alluviale et humide des vallées [1.8]
19 [Sakalava] Terre de décrue sur lesquelles on cultive en saison sèche ; par opposition aux terres dites hatsake où l'on fait des cultures sur brûlis en saison de pluies. [1.196]
Sampanteny 
Tambinteny :
Voambolana  21  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  22 Ambaibo

Fivaditsoratra  23 abibo, 24 baboy, baibo, 25 bobay

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04