|
|
|
|

Teny iditra1 ondranondranana
Fototeny  2ondranondrana
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Tsy ampiampy saina, misy kely, adaladala misy fihetsehany: Ranona ve? izay angaha ianao vao nahafantatra fa ondranondranana izy iny?. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5silly, half-witted.. [1.2]
Ohatra  6 Kanjo nony nibaribary ny marina, adala sy ondranondranana teo anoloan' ny zava-bita ny mpanangan-tsaho. [2.5#]
Tovy hevitra  7ondranana
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02