|
|
|
|

Teny iditra1 misotro ny aleoko maty
Singan-teny  2misotro, 3aleo, 4maty
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6vonona hanao zava-tsarotra sy manahirana na hihatra hatramin' ny fahafatesana aza: Efa nisotro ny aleokomaty aho ka tsy afa-kiverin-dalana intsony. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12