|
|
|
|

Teny iditra1 misotro
Fototeny  2sotro
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mitondra rano ao am-bava na mitroka amin' ny vava, dia mitelina: Misotro rano amin' ny zinga.
5Misotro toaka: Mampalahelo fa nanjary nisotro Rakoto tato anatin' ny herintaona.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to drink. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7boire. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Mpanahaka  12 manalahetaheta, 13 manaogagaka, 14 manaogokomby, 15 manaogorodana, 16 manaokararana, 17 mialahetaheta, 18 miboboka, 19 migoka, 20 minona, 21 mitohoka
Kamban-teny rehetra  22Fikambanana 9 amin' io teny io
Ohabolana  23 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 mirotso, 25 misotro, 26 somotry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02